|
|
|
|

Teny iditra1 arahaba ririnina ê
Singan-teny  2arahaba, 3ririnina, 4e
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê!. [1.1]
Voambolana  7 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12